Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2012

Tantara mikasika ny Tiorkmenistana tamin'ny Jona, 2012

Tiorkemenistana: Mamarana Ny Fanaovan'ny Fanjakana Ampihimamba Ny Fiverenan'Ilay Tambajotranà Finday Rosiana

Taoriana fikatonana tsy nisy fanazavana nataon'ny governemanta tamin'ny 2010, hamerina ny asany any amin'ny firenena ilay tambajotra mpandraharaha finday Rosiana malaza MTS, izay nanana mpanjifa sahabo eo amin'ny antsasaky ny mponina Tiorkemenistana eo. Faly ireo mponina ao Tiorkemenistana mpampiasa aterineto amin'ireo vaovao ireo, manome sosokevitra ny amin'ny hanomezan'ny tambajotra tolotranà...

Ireo pejinay momba an i Tiorkmenistana

Türkmenistan