· Marsa, 2013

Tantara mikasika ny Tiorkmenistana tamin'ny Marsa, 2013

Lainga, Laingan-doza, ary ny Antontan'isa Tiorka

Rehefa antontan'isa no resaka, dia mijanona manaraka am-bokony fotsiny ny foto-kevitra fony faha-Sovietika ny governemanta Tiorkmena, toy ny amin'ny boky fandrahoan-tsakafo, fanodinkodinana angon-tahiry sy fanalàna an'izay marina rehetra mety manelingelina. Tena avoakan'ny haino aman-jerim-panjakana izay mitondra amin'izao fotoana izao tsara mihitsy ny 'Antontan'isa tsara', toy ny fiakaran'ny vokatra, fa ny vaovao ratsy kosa tsy mba misy mamoaka mihitsy.

30 Marsa 2013

Ireo pejinay momba an i Tiorkmenistana

Türkmenistan