Tantara mikasika ny Tiorkmenistana tamin'ny Marsa, 2022
Mpianatra Turkmen: Nandositra an'i Okraina rotidrotiky ny ady
Nandritra ny andro vitsivitsy voalohany tamin'ny ady nataon'i Rosia tamin'i Okraina, tena tsy nisy ny fanampian’ny masoivohon'i Turkmen tamin'ny famindra-toerana ireo mpianatra sy ny olom-pirenena.