Tantara mikasika ny Sivana tamin'ny Janoary, 2018
Aza Antsoina Hoe “Xi, ilay Pao (Mofo)” — Nogadraina Ireo Mpiserasera Shinoa Noho Ny Vazivazy Tamin'ny Karajia
Mampiseho ireo tranga telo ireo fa ny resadresaka amin'ny karajia ao Shina dia eo ambany ny fanarahamaso ary azo ampiasaina ho porofo amin'ny fanenjehana heloka bevava ireo karajia voarakitra.