Tantara mikasika ny Sivana tamin'ny Oktobra, 2016
Voalaza Fa Nobahanana Ny WhatsApp Tao Yemen, “Olana Ara-teknika” Hoy Ireo Mpandraharaha Finday.

Nitosaka ny fanivànana vontoaty an-tserasera tao Yemen hatramin'ny nanombohan'ny ady ifanaovana'ny Houthi mpihoko sy ny tafika tsy mivadika amin'ny filoha Abdrabbuh Mansour Hadi.