Tantara mikasika ny Sivana tamin'ny Avrily, 2018
Fa naninona i Shina no nanaisotra an-tserasera ny filma propagandiny? Notondroin'ny mpiserasera ny fanasaziana ara-teknôlôjian'i Etazonia

Miahiahy ny mpiserasera fa noraràna ilay filma noho ny fanasaziana vaovao nataon'i Etazonia tamin'ny ZTE, orinasan-tshinoa miandraikitra ny rindrambaingam-pifandraisandavitra.