Tantara mikasika ny Fahafolo taona tamin'ny Marsa, 2021
Ny vovonana atrehiko voalohany!
Hatramin'ny nahatongavako tato amin'ny Global Voices (Desambra 2013) dia efa namoaka lahatsoratra sy nandika teny miisa 35 aho, izay nahatonga ahy ho ilay Mozambikana mavitrika indrindra tato amin'ny Global Voices tany amin'ny fireneko sy tany amin'ny faritra atsimon'i Afrika.