Tantara mikasika ny Tiorka tamin'ny Mey, 2018
Mafampàna ny sehatra media sosialy satria milaza amin'ny filoha Erdogan ny Tiorka hoe “ampy izay”
Amin'ny teny Tiorka, "tamam" dia midika hoe "ampy izay". Ary izany indrindra no lazain'ny Tiorka amin'ny filoha.