Tantara mikasika ny Tiorka tamin'ny Novambra, 2015
Tian'ny Mpiserasera ao Torkia Hotazonina ny #SilvanUnderAttack taorian'ny fanafihana tao Parisy
Ry Fampitam-baovaonay mamirapiratra, indrisy fa marina ny #ParisUnderAttack [Parisy tratran'ny fanafihana], ahoana ny amin'ny #SilvanUnderAttack [Silvan tratran'ny fanafihana]?'