Tantara mikasika ny Tiorka tamin'ny Septambra, 2015
Mamerina Ny Fotoana Any Amin'ny Taona Sivifolo Nikohizana Ve i Torkia?
Hampiantrano fifidianana mialoha ny fotoana i Torkia ny volana Novambra, ao anatin'ny fiarahamonina feno tahotra, fahatezerana ary herisetra. Izany ve no làlana tian'ny Filoha Erdogan hitondrana azy?