Tantara mikasika ny Tiorka tamin'ny Desambra, 2014
Tiorkia : Miha Sarotra Afenina Ny Olan'ny Fitombon'ny Kolikoly
Namoaka ny Tondron'ny Fahitàna ny Kolikoly fanaony isan-taona ny Transparency International. Ny isa dimy nidinan'ny laharan'i Tiorkia no lehibe indrindra ampitahaina amin'ireo firenena hafa rehetra.