Tantara mikasika ny Alemàna tamin'ny Septambra, 2018
Nisokatra ny fisoratana anarana tamin'ny loka ‘Best of the Blogs’ (Bilaogy Tsara Indrindra)
Nikarakara ny fifaninanana iraisam-pirenena fanao isan-taona fahaenina amin'ny loka Bilaogy Tsara Indrindra 'BOBs' ny Deutsche Welle. Tamin'ity taona ity dia nisy loka vaovao ho an'ireo bilaogera tsara indrindra niresaka momba ny fiovaovan'ny toetr'andro sy ny sokajy vaovao ho an'ny fiteny Bangla (Bengali) ihany koa.