Tantara mikasika ny Alemàna tamin'ny Jolay, 2010
Frantsa : Sahotaka tao amin'ny vondromp-piarahamonina mpifindrafindra taorian'ireo onja-na herisetra niharo tifitra
Tamin'ny 18 Jolay, 22 taona taorian'ny namonoana nahafaty an'i Luigi Duquenet; nanetsika ny filaminan'ny tanàna Saint Agnana ireo rotaka tany amin'ny lemak'i Loire ary namelona avy hatrany indray ny baiko aman-dalàn'ireo hetsika raha mbola nanazava ireo fomba amam-panao manavakavaka atao amin'ny vahoaka Roma .