Tantara mikasika ny Alemàna tamin'ny Oktobra, 2015
Mba Hahatsapàny Tsara Ny Manjo Ireo Mpitsoa-ponenana, Alemàna Mpanao Lalàna Mifanome Tànana Ao Anaty Sambo Fingotra Fanavotana Aina
Nikarakaràn'ny See Watch fotoana iray ireo parelmantera izay mitàna ny fahefana afaka manapaka momba izay ho tohin'ny fiainan'ireo mpitsoa-ponenana mitady fialofana ao Alemaina, hahatsapan'izy ireo hoe toy ny ahoana izany mitaingina sambokely tsy azo antoka izany.