Rosiana LGBTQ+ mpikatroka nanatrika ny diabem-pireharehana tao Moldavia‘Tonga hiaro anay ny polisy. Tsy mampino,’ hoy ilay mpikatrokaMpanoratra Daria Dergacheva Nandika Naomy26 Jona 2024
Mampitsangam-bolo ny mpandala ny mahazatra ny tantara maha-raimanandreny pengoay pelakaNiteraka adihevitra ny hetsika hanakanana ny famakiana azy an-tsekolyMpanoratra Kevin Rennie Nandika Andriamifidisoa Zo08 Jolay 2023
Voamariky ny fanagadrana sy herisetran'ny polisy ny Reharehan'ny Trans ao IstanbulNotontosaina ny diabe na dia teo aza ny fandràran’ny fanjakanaMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Raveloaritiana Mamisoa29 Jona 2023
Mankalaza ny firavoravoan'ny feminista: Ny tanjaky ny ‘playlist’ (lisitra filalao) iaraha-mananganaJereo ny lisitra filalaonay manasongadina ny lanjan'ny mozika feministaMpanoratra Lola Mahdhaoui Silva Nandika Imanoela Fifaliana29 Jona 2023