Tantara mikasika ny Bhutan tamin'ny Aogositra, 2016
Niteraka Tahotra Isian'ny Sivana An-tserasera ao Bhutan Ny Fitoriana Lahatsoratra Iray Tao Amin'ny Facebook

Ny fitoriana an'i Zam dia mihodikodina manodidina ny fianakaviana iray manana fifandirana ara-pananantany amin'ny mpandraharaha iray antsoina hoe Ap Sonam Phuntsho manana fifandraisana maro, sady rafozandahin'ny Lehiben'ny Fitsarana ao Bhutan ihany koa.