· Jona, 2018

Tantara mikasika ny Taridàlana tamin'ny Jona, 2018

Famoahana Ireo Fitaovana video4change Vaovao

Rising Voices  20 Jona 2018

Mpikatroka Lahatsary na olompirenena mpanao gazety mikaroka tahirin-kevitra momba izay mitranga manodidina anao ve ianao? Ity lahatsoratra ity dia manangona ireo loharano malalaka, vaovao ary ireo torolàlana mikasika ny lahatsary fanaovana fanadihadiana - ireo rehetra ireo dia azo alaina amin'ny fiteny Anglisy, Arabo ary Birmana avokoa.