Tantara mikasika ny Taridàlana tamin'ny Jona, 2019
Fihaonana Voalohany Indrindra Ho an'ny GV Tiorka

Nivoatra ny Lingua Tiorka. Nila ezaka sy fotoana betsaka ny fananganana azy tany rehetra tany...Tsy maintsy lazaiko fa tena hatsaram-panahy avy amin'i ElGohary ny fanampiany nandritra ireo dingana ireo satria marobe ireo fanontaniana napetrako taminy.