Tantara mikasika ny Taridàlana tamin'ny Jona, 2013
[Lahatsary] Ny Fomba Fampiasana Ny Rindrambaiko StoryMaker

namoaka lahatsary Youtube mampiseho torolàlana maneho miandalana ny fomba fampiasàna ny rindrambaiko StoryMaker ny Small World News, , izay fitaovana natao ho an'ireo mpanao gazety hamoronany ireo tatitrany manokana mikasika ny vaovao amin'ny alalan'ny fampiasana ny finday Android, amin'ny fomba azo antoka sy voaaro tanteraka.