· Marsa, 2019

Tantara mikasika ny Fanarahamaso tamin'ny Marsa, 2019

Aterineto ao Iran: Ranomody sy ny tahotra

GV Mpisolovava  07 Marsa 2019

Raha miezaka manalalaka ny aterineto izao tontolo izao, dia manakatsakana kokoa ny Sampana Iraniana Mpiambina Revolisionera Islamika (IRGC). Natsangana vao haingana ny tranonkala iray antsoina hoe Gerdab Gerdab (ranomody) mba hanaraha-maso ny aterineto Iraniana araka ny foto-kevitra sy paikady inoan'ny IRGC.