Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2012

Tantara mikasika ny Fanarahamaso tamin'ny Novambra, 2012

24 Novambra 2012

Taratasy Misokatra Ho An'i Marissa Mayer: HTTPS Amin'ny Tolotra Yahoo! Rehetra Ankehitriny Izao

GV Mpisolovava

Taorian'ny fanendrena miezinezina an'i Marisa Mayer ho filoha tale jeneralin'ny Yahoo!, Afaka nanararaotra ny mpitantana vaovao hamaha olana maika: Yahoo! Mail no hany habaka lehibe mbola miankina amin'ny serasera tsy azo antoka. Efa nataon'ny Google ho mipoitra voalohany tamin'ny tolotra GMail tamin'ny fiandohan'ny taona 2010 ny Hypertext Transfer Protocol Secure (HTTPS), arofeni-pifandraisana...

13 Novambra 2012

Miaro Ny Aterineto Misokatra : Miray Hina Ireo Mafana Fon'ny Aterineto

GV Mpisolovava

Mandrindra ny fisoloana vava ho amin'ilay valan-dresaky ny International Telecommunication Union atao tsy ho ela ireo mpampiasa aterineto eran-tany, izay hanapahan-ireo mpikambana ao amin'ny fanjakana hevitra na tokony handrakotra ireo olana mikasika ny politikan'ny Aterineto—ireo antontan-taratasy mikasika ireo fifanekena izay tafavoaka aty ivelany, isan'izany ireo soso-kevitra amin'ny fampanarahan-dalàna eran-tany izay...

10 Novambra 2012

Azerbaijan: “Firenena manaratsy ireo mpampiasa tambajotra sosialy ho marary saina”

GV Mpisolovava

Raha tany amin'ny fifidianana filoham-pirenena tany Etazonia ny mason'ny rehetra, nisy fivoriana iraisam-pirenena kosa nanomboka tamin'ny Talata tany Baku, renivohitr'ilay Repolika Sovietikan'Azebaijan taloha. Ny Valan-dresaka ho an'ny Fitantanana ny Aterineto (IGF) faha-fito karakarain'ny Firenena Mikambana dia mitaky ny fitondràna ireo "mpandray anjara rehetra" ho mpiara-miasa mitovy mba hiadian-kevitra momba ireo...

05 Novambra 2012

Henjanin'ny Fiombonambe Eoropeana Ny Fepetra Fanarahamaso Ny Fanondranana Teknolojia

GV Mpisolovava

“Tsy azo ekena mihitsy ny hoe hampiasàn'ny fitondrana Siriana sy Iraniana ny teknolojia Eoropeana mba hanitsakitsahana ny zon'olombelona”. Marietje Schaake