· Aogositra, 2012

Tantara mikasika ny Vaovao tamin'ny Aogositra, 2012

Hong Kong: Voatafika Ny Biraon'ny Fanaovan-Gazetin'Olon-tsotra

GV Mpisolovava

Ny 8 Aogositra 2012, lehilahy 4 nisaron-tava no niditra amboletra tao amin'ny biraon'ny vondron'ireo miaro ny fanaovan-gazetin'olon-tsotra ary namotika ireo solosaina fitaovam-piasàna tao [Fampahafantarana: mpikambana ao amin'izany ny mpanoratra ity lahatsoratra ity amin'ny teny Anglisy]

10 Aogositra 2012