Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Tantara mikasika ny Torolalana tamin'ny Febroary, 2019

Efa misy amin'ny teny Espaniola ny “Blog for a Cause”

Blog for a Cause!,  Tari-dalan'ny Global Voices an'ny Blog Advocacy, dia efa misy amin'ny Espaniola noho ny dikan-teny nataon'i María Florencia Puente avy ao amin'ny Global voices Españiola.

Tari-dalana DigiActive ho an'ny fikatrohana amin'ny Twitter

Vao avy namoaka ny The DigiActive Guide to Twitter for Activism ny DigiActive, fikambanana natokana hanampiana ireo mpikatroka eny ifotony manerantany mba hampiasa teknolojia nomerika.

“Bloguer pour une cause” amin'ny teny Frantsay

Faly izahay manambara fa efa misy amin'ny teny frantsay ny Blog for a Cause!, tari-dalan'ny Global Voices an'ny Blog Advocacy, misaotra an'i Claire Ulrich avy ao amin'ny Global Voices amin'ny teny Frantsay nandika izany.

Efa misy amin'ny teny Shinoa ankehitriny ny tari-dalana “Blog for a Cause”

Tara sivy volana, saingy noho ilay olona mahafinaritra izay nandika ny torolàlana Anonymous Blogging an'ny GVA, dia afaka manolotra anao ny Blog for a Cause!: The Global Voices Guide of Blog Advocacy amin'ny teny Shinoa izahay: