Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara mikasika ny Torolalana tamin'ny Janoary, 2019

20 Janoary 2019

Tari-dia momba ny fibilaogiavana tsy mitonona anarana efa misy amin'ny teny Shinoa

GV Mpisolovava

Misaotra ny olona tsara fanahy iray izay indrisy fa tsy mety hitonona anarana velively, fa efa misy amin'ny teny Shinoa ankehitriny ny tari-dalana" "Anonymous Blogging with Wordpress and Tor"

14 Janoary 2019

Ny taridia amin'ny teny frantsay ny “Mirroring a Censored WordPress Blog” (Fanadindoana bilaogy WordPress iray voasivana)

GV Mpisolovava

Faly ny Global Voices Advocacy mamoaka ny torolalana Mirroring a Censored WordPress Blog amin'ny dikanteny Frantsay.

10 Janoary 2019

Torolalana mibilaogy miafina anarana amin'ny WordPress sy Tor amin'ny teny Persiana

GV Mpisolovava

Efa misy amin'ny teny Persiana noho ny fandikan-teny nataon'ilay bilaogera Iraniana sady namana te-hijanona tsy hotononina anarana Ny torolalana mibilaogy miafina anarana amin'ny Wordpress sy Tor.

Efa misy amin'ny teny Frantsay ankehitriny ny torolalana mibilaogy miafina anarana

GV Mpisolovava

Efa misy amin'ny teny Frantsay ankehitriny ny famahanam-bilaogy miafina anarana amin'ny Wordpress sy Tor noho ny dikanteny nataon'ilay bilaogera Toniziana, Malek Khadhraoui, ary misahirana izahay manao fandikan-teny ho amin'ny fiteny hafa.

Blog for a Cause!: Torolalan'ny Global Voices amin'ny bilaogy fanandrata-teny

GV Mpisolovava

Faly ny Global Voices Advocacy manambara momba ireo boky fianarana maromaro nomanina izay mifantoka amin'ny lohahevitra fialàna amin'ny fanivànana ny aterineto, mibilaogy miafina anarana ary fampiasana mahomby ny fitaovana aterineto amin'ny fanentanana ho an'ny fiovàna ara-tsosialy sy ara-politika.

09 Janoary 2019

Torolalana mibilaogy miafin'anarana amin'ny WordPress sy Tor amin'ny teny Italiana

GV Mpisolovava

Ny mibilaogy miafina anarana amin'ny Wordpress sy Tor dia efa misy amin'ny teny Italiana noho ny fandikan-teny nataon'i Jan Reister ao amin'ny bilaogy Nazione Indiana.

Vonona amin'ny teny arabo ny taridia hanaovana fanandrata-teny miteti-paositra

GV Mpisolovava

Faly izahay ankehitriny manambara fa efa vonona amin'ny teny arabo ankehitriny ny Taridia Advocacy 2.0: Miteti-paositra hanandrata-teny, Savalalana amin'ny fiatiana media sosialy mahomby, noho ny fandikateny nataon'i Reine Mattar avy ao amin'ny Social Media Exchange, Beirota.

Blog for a Cause! efa misy amin'ny teny Makedoniana.

GV Mpisolovava

Ny Blog for a Cause!, Tari-dalana Global Voices an'ny Blog Advocacy, dia efa misy amin'ny teny Makedoniana noho ny fandikan-teny nataon'i Elena Ignatova avy ao amin'ny Global Voices amin'ny teny Madedoniana.

08 Janoary 2019

Vita amin'ny teny Paortiogey ny mibilaogy miafina maripanondroana WordPress & Tor

GV Mpisolovava

Vita amin'ny teny Paortiogey ankehitriny ny torolalana The Anonymous Blogging with Wordpress and Tor (Fibilaogina tsy mitonona anarana amin'ny Wordpress sy Tor) noho i Guilherme Barcellos, ao amin'ny GlobalVoices em Português.

06 Janoary 2019

Taridia Advocacy 2.0 : Fitaovana iasana amin'ny fanandrata-teny nomerika

GV Mpisolovava

Ny Taridia Advocacy 2.0 (Fitaovana ilaina amin'ny fanandratateny nomerika) no mamariparitra ny sasany amin'ireo teknika sy fitaovana tsara indrindra azon'ny mpikatroka - sy ireo hafa te-hianatra avy amin'ity lohahevitra ity - ampiasaina amin'ny fanentanana fanandrata-teny antserasera.