Tantara mikasika ny Ozbeky tamin'ny Janoary, 2024
Hiangana manoloana ny fanafihan'ny governemanta any Azia Afovoany ve ny tambajotran-jiolahy mahery vaika?
Mihemotra ireo vondrona mpanao heloka bevava voarindra ao amin'ny faritra, saingy mbola mihatra ny fanontaniana raha hahomby amin'ny fanafoanana ny herin'izy ireo ny fanafihana ataon'ny governemanta.