Tantara mikasika ny Ozbeky tamin'ny Janoary, 2018
Polisy Mahafinaritra? Vonona Ho Amin'ny Fiovana Lehibe Amin'ny Taona Vaovao i Ozbekistan
Ny fanamorana ny fiainan'ny olon-tsotra sy ny tolona amin'ny mpandimby ny KGB diso naharitra ela taorian'ny fahaleovantena no nanjaka tamin'ny fandaharam-potoanan'ny lahateny naharitra adiny efatra nataon'ny filohan'i Ozbekistan, Shavkat Mirziyoyev tamin'ny firenena.