Tantara mikasika ny Hongroà tamin'ny Mey, 2018
Hongria: “Toerana manala zavo-tsetroka ao afovoan-tanàna”
Niara-niasa tao afovoan-tanànan'i Budapest ireo mpanao maritrano, mpanakanto, biolojista ary teknisiana mba hampisehoana fa afaka mandray anjara amin'ny fanatsarana ny tontolo iainantsika ny fambolena ahidrano.