Tantara mikasika ny Hongroà tamin'ny Jona, 2016
Nahitana Fitaovana Mampiahiahy Tao Amin'ny Biraon'ny Mpandini-dRaharaham-Pirenena Hongroà Iray Ka Nahatonga Ahiahy Fitsikilovan'ny Fanjakana
Nosavaina ny biraon'ny Ekint taorian'ny nilazan'ny lehiben'ny biraon'ny Praiminisitra fa manodikodina ny politikan'ny fifindra-monin'ny firenena amin'ny alalan'ny fikambanana naoriny ilay mpandraharaha Hongroà-Amerikana George Soros.