Tantara mikasika ny Hongroà tamin'ny Aogositra, 2010
Hongria: Tafatafa miteraka adihevitra niarahana tamin'ny Mpitarika Kaominista teo aloha
Marietta Le dia manaraka ny adihevitry ny vahoaka momba ny lasan'i Hongria talohan'ny 1989, nahazo aingam-panahy tamina horonantsary fanadihadiana momba an'i Béla Biszku, izay Minisitry ny Atitany nanomboka tamin'ny 1957 hatramin'ny 1961 ary niandraikitra ireo vola nozaraina hanoherana ireo nandray anjara tamin'ny Fikomiana Hongriana tamin'ny 1956.