Tantara mikasika ny Hebreo tamin'ny Mey, 2019
Sambany tany Israely no voasakana ny tranonkala filokana amin’ny Aterineto
Nanome baiko ny mpamatsy tolotra Aterineto rehetra tao amin’ny firenena ny polisy Israeliana mba hanakana ny fidirana amin’ny tranonkala maromaro manao filokana an-tserasera,