Tantara mikasika ny Hebreo tamin'ny Oktobra, 2012
Israely: Nikambana ny Antoko Ankavanana Mba Hanome Bibirman
Naneho hevitra tao amin'ny Facebook sy Twiiter ny Israeliana manoloana ny fanambarana fa hanao biletam-pifidianana mitovy ireo antoko roa ankavanana lehibe mavesa-danja amin'ny fifidianana hoavy amin'ny Janoary 2013. Mikasa handrombaka ny governemanta manaraka ao Israely ny antoko, Likud, tarihin'ny Praiminisitra Binyamin (Bibi) Netanyahu, sy ny Antoko Yisrael Beyetenu tarihin'ny Minisitry ny Raharaham-bahiny...