Tantara mikasika ny Grika tamin'ny Oktobra, 2018
Gresy: Voatendry ho Renivohitry ny Tanora Eoropeana 2014 i Thessaloniki
Andro iray feno hafaliana ho an'ny tanànan'i Thessaloniki, ny omaly 18/11/2011, izay nanambarana azy ho Renivohitry ny Tanora Eoropeana 2014.