Tantara mikasika ny Grika tamin'ny Jolay, 2011
Gresy: “Niteraka ny Demokrasia Isika, Dia Navonointsika!”
Mandinika ireo tweet momba ny hetsi-panoherana tany Athens, Gresy tamin'ny herinandro lasa teo sy ny valin-kafatra mahery setra nataon'ny mpitandro filaminana teny an-toerana i Jasmina Babice.