Tantara mikasika ny Grika tamin'ny Oktobra, 2009
Lahatsoratra Grika momba ny Blog Action Day ‘09
Ny tanjon'ny Blog Action Day amin'ity taona ity dia ny hanairana ny fahatsiarovan-tena momba ny fiovaovan'ny toetr'andro. Maherin'ny 150 no mpitoraka blaogy Grika nanoratra anarana handray anjara.