Tantara mikasika ny Grika tamin'ny Septambra, 2016
Tsy Eken'ny Fikambanan'ny Ray Aman-drenin'ny Mpianatra Ao Gresy Ny Hampidirana An-tsekoly Ny Zanak'ireo Mpitsoaponenana
Toherin'ireo mpikambana ao anatin'ny vondron'ireo ray aman-dreny ny fanapahankevitry ny governemanta hampiditra an-tsekoly ireo ankizy 15.000 avy amin'ireo fianakaviana mpifindramonina sy mpitsoaponenana hiditra ho ao anatin'ny rafitra fanabeazana ao amin'ny firenena