Tantara mikasika ny Farsi tamin'ny Jolay, 2015
Miverina Indray Ny Fampiresahana Saribakoly Ratsy Endrika Ao Iràna
Ny Kolah Germezi (na "Satroka Mena") dia fandaharana iray mandeha amin'ny TV ary ankamamian'ireo Iraniana, mampiseho fitambaranà resaka mahatsikaiky sy mozika. Lazain'ny mpamokatra azy fa manana mpijery 35 tapitrisa ilay fandaharana.