Tantara mikasika ny Farsi tamin'ny Septambra, 2007
Iran: ny mpibilaogy sy ny raharahan’ny « kadradraka ».
Herinandro lasa izay, namoaka sary ny gazety « The Columbus Dispatch » ao Chicago : mampiseho an’Iran ho toy ny lavaka feno kadradraka. Nahatonga ady hevitra mazamazana teo amin’ny mibilaogy iranianina, indrindra moa fa ireo monina eto Amerika avaratra. Ny Iranianina toy ny kadradraka Ny bilaogy “Iranian Truth” dia mihevitra...