Tantara mikasika ny Farsi tamin'ny Febroary, 2013
Nandefa Gidro Tany an'Habakabaka i Iran Ary Hafa no Tonga avy Any
Nihaika ny filazan'ny governemanta Iraniana milaza ny fahombiazan'ny fandefasana gidro nankany an'habakabaka sy nitondra azy niverina velona tamin'ny 28 Janoary 2013 ny bilaogera sy ny loharanom-baovao maro. Official images — supposedly depicting the monkey before and after the launch — do not appear to match up, casting further doubt and raising...