Tantara mikasika ny Myanmar Spring Revolution
Mitolona amin'ny fanenjehana noho ny fanaovana tatitra momba ny fanonganam-panjakana ny mpanao gazety ao Myanmar
"Miandry ny dom-baravarana fotsiny izahay rehetra. Indraindray ianao maheno olona miakatra amin'ny tohatra, ary toy ny hoe ho any aminao izy: manana izany fahatsapana izany foana ianao."
CDM, NUG, EAO ary ireo fanafohezana anarana hafa an'ireo mpanohitra ny fanonganam-panjakana ao Myanmar
Andao hofantarina bebe kokoa ny fanafohezana mahazatra ampiasain'ny mpanao hetsi-panoherana sy ny dikany ary ny lanjany ho an'ireo ao amin'ny hetsika fanonganana sy ny ao amin'ny demaokrasia.
Ny tantara lavaben'ireo poeta revolisiônera tao Myanmar
Tao anatin'ny tantaran'i Myanmar, nampiseho firaisankina tamin'ireo olontsotra hatrany ny poeta ary teny ambava ady isaky ny misy revôlisiôna