Tantara mikasika ny Myanmar Spring Revolution tamin'ny Desambra, 2021
Mya Hnin Ye Lwinn, mpilalao sarimihetsika ao Myanmar, manazava ny antony nanjohiany ny mpanohitra
"Tsy misy dikany ny fahasahiranana sedrainay isanandro raha ampitahaina amin'ny an'ireo namoy ny ainy, ireo izay nogadraina na namoy havana."
Mpiangaly rap maneho hatezerana sy fanoherana amin'ny fitondrana miaramila
"Tsy hangina mihitsy ny Hip Hip Myanmar. Miara-mivondrona izahay, tsy hoe mitovy izahay fa mitambatra ho iray."