Tantara mikasika ny Myanmar Spring Revolution tamin'ny Septambra, 2021
Manohitra ny fanonganam-panjakana sy ny fanjakan-dehilahy: Antsafa nifanaovana tamin'i Nandar, mpikatroka feminista ao Myanmar
"Tiako ho fantatry ny olona fa tsy fihetsika lafo vidy ny fanehoana firaisankina. Azo atao amin'ny fomba maro izany raha tsy mametra ny tenanao ianao."