Tantara tamin'ny Tselatra sy Azia Atsimo
India:mpanohitra tibetana nosamborina
My Himachal no milaza amintsika fa misy mpanohitra Tibetana vitsivitsy nosamborina any India.
Nepal : Fizakantenan’ny Fitsarana isam-paritra sy ny fanamafisana ny lalàna
Indro ny fehin’izay nosoratan’i Bahas mikasika ny rafitra ara-dalàna mihatra any Nepal. “Sarotra dia sarotra ny fanamafisana ny Fitsarana sy ny lalàna fanamafisana ny demokrasia ary ny fampiasana ny rariny hahasoa ny vahoaka raha mbola eo ambany fahefana foibe (iray) hatrany ny fijoroan’izy ireny.”
Nosy Maldiva : Avotra ny filoham-pirenena
Minivan News no milaza ilay tanora lahy skoto 15 taona izay nahasakana ny fikasana hamonoana ny filoha Maumoon Abdul Gayoom.