Tantara mikasika ny fandikàna-gazety tamin'ny Jolay, 2019
Translator Newsletter: Fampianarana fiteny roa, Webinars maimaim-poana, sy tantara hafa!
Rentsika foana ireo teny roa ireo rehefa miasa amin'ny tetikasa fandikan-teny. Ny ankamaroan'ny olona dia mahafantatra fa samihafa kely izy ireo, fa ny mpanjifa kosa matetika mampifangaro azy ireo. Indraja Athluri nametraka sary lehibe mba hampiseho ny fahasamihafana misy eo amin'ny fandikan-teny sy ny famangitana.
Translator Newsletter: SEO tsotsotra, Fampiharana fandikan-teny ho an'ny marenina ary tantara hafa!
Nanatsoaka hevitra momba an'i Trump mifototra amin'ny lahateniny izahay izay miteny Anglisy, saingy raha tsy azo adika ny teniny, dia inona no fiantraikan'izany eo amin'ny fomba fijerin'ny any ivelany any amin'ny firenena tsy miteny Anglisy?
Translator Newsletter: Ny fandikan-teny tonga lafatra, ny fitoviana ara-kolontsaina sy tantara hafa!
Inona no anjara asan'ny fandikan-teny eo amin'ny krizin'ny fifindramonina izay iainantsika ankehitriny?
Translator Newsletter: Fitenim-paritra, Teknolojia maoderina ary tantara hafa koa!
Salama ry GV'ers! Tongasoa eto amin'ity herinandron'ity famoahana Translator Newletter ity! Androany isika hiresaka momba ny… Fandikanteny ALTA Fikafikan'ny herinandro Vao namoaka andian-dahatsoratra vaovao ny ALTA izay amoahany isan-kerinandro toro-hevitra vaovao sy fomba fanazarana tsara indrindra ho an'ny mpandika teny. Miresaka momba ny Raki-teny sarotra izy ireo amin'ity herinandro ity! Ilaina...