Tantara mikasika ny Fiainana Manokana tamin'ny Mey, 2014
#NETmundial2014: Manjavozavo Ny “Fanambarana ny Zo” Momba Ny Aterineto Notontosaina Tao Brezila

Mitatitra vaovao mivantana avy ao amin'ny NETmundial, fihaonambe iraisam-pirenena momba ny fitantanana ny aterineto izay notontosaina tamin'ny 23-24 Aprily teo tao Sao Paulo, Brezila ireo mpikambana ao amin'ny Advox, Marianne Diaz sy Sarah Myer.