Tantara mikasika ny media tamin'ny Jona, 2022
Fantaro i Prasanta Hembram, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny Santali avy ao India

Prasanta Hembram dia miasa mba ho betsaka kokoa ety anaty aterineto ireo loharanon-kevitra, votoatim-panabeazana, ary fampiasa azo raisina amin'ny fiteny Santali.