Tantara mikasika ny media tamin'ny Jolay, 2014
Fampidirana An-tranomaizina Malagasy 2 Mpanao Gazety
Mpanao gazety roa avy ao amin'ny gazety mivoaka isanandro MADAGASCAR MATIN no nalefa any amin'ny fonjan'Antanimora. Androany maraina, voaantso tany amin'ny Brigadin'i Fiadanana izy ireo. Tsy iza akory ilay nametraka...