Tantara mikasika ny media tamin'ny Aogositra, 2016
Fandosirana Hetra Sa Fanaovan-gazety Ara-politika? Mitohy Ny Ady Eo Amin'ny Gazety An-tsoratra Tsy Miankina Sy Ny Governemanta Zambiana

Hetra tsy voaloa, fisamborana, filazàna herisetran'ny polisy ary fifidianana ho avy, samy namadika ny sainan'ireo vahoaka hoe tokony avela hiasa indray ve ny gazety an-tsoratra tsy miankina, lehibe indrindra ao Zambia.