Tantara mikasika ny Poloney tamin'ny Jolay, 2018
Polonina: Fanentanana antserasera hiarovana ny zon'ny mpiasa
Ahenan'ny mpampiasanay ny karamanay, ary koa mampanasonia anay fifanarahana arak'asa tsy tena izy, tsy manome anay ny zo fototra tahaka ny fialan-tsasatra isan-taona sy ny andro tsy fiasana rehefa marary