Tantara mikasika ny Poloney tamin'ny Janoary, 2017
Fahatsiarovana Ny Tsingerintaona Nahaterahan'i David Bowie Sy Ny ‘Diany Manatantara’ Tao Varsovia
Nomarihan'ny ny gazetiboky an-tserasera iray natokana hanandratana ny kolontsaina Poloney Culture.pl tamin'ny alàlan'ny fampahatsiahivana ny fitsidihany an'i Varsovia ny tsingerintaona nahaterahan'i David Bowie.