Tantara mikasika ny Poloney tamin'ny Avrily, 2016
Praiminisitr'i Polonina Maniry Fandraràna Mafimafy Kokoa Ny Fanalànjaza, Ka Dia Nofenoin'ny Vehivavy Famaritana Mazava Tsara Ny Atao Hoe Fadimbolana Ny Kaontiny Amin'ny Media Sosialy
Tamin-kanihany no namalian'ny olompirenena Poloney ny ezaky ny governemantan'izy ireo hanaraka maso ny vatany. Ny fomba nataon'izy ireo: fanekena tanteraka ny fitsabahan'ny praiminisitra amin'ny fahasalamana ara-pananahan-dry zareo